Entry tadio
Part of speech noun
Malagasy definition Rivotra mitambolimbolina sy haingam-pandeha, mitondra vovoka na ravinkazo: Toy ny tadio ny fandehan' io zazalahy io [Rajemisa 1985]
English definition a whirlwind. It is generally supposed to consist of the spirits of the dead. [Richardson 1885]
 a whirlwind [Hallanger 1973]
French definition tourbillon de vent [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Analogues  alapoie ~ ambarao ~ ampalo ~ ampela ~ animbaratra ~ añina ~ añindambo ~ añintafara ~ fandohotse ~ gosy ~ radraty ~ rambondanitra ~ raorao ~ rea ~ sikilaonina ~ sobe ~ tafio-drivotra ~ tafiotra ~ tsitoly ~ varapohe ~ varatraza ~ variona
Examples Somary tsy an-kavoana loatra ho halam-baratra sy tadio, ary tsy iva loatra koa, halan' ny tondra-drano. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 177]
Quotes 

Entry tadio (tady)
Part of speech imperative of passive verb tadina [full list]

Updated on 2020/07/31