Entry añindambo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan-drivotra miendrika tadio kely manao faribolana tokony ho efatra metatra ny savaivony, ka rava na simba da holo ny zavatra amin' io faritra io; ataon' ny olona koa hoe aninangatra [1.1]
Vocabulary 
Synonyms añinangatra
Hypernym rivotra
Co-hyponyms alapoie, ambarao, ampalo, ampela, animbaratra, anina, anintafara, fandohotse, radraty, rambondanitra, raorao, rea, sikilaonina, sobe, tadio, tafiodrivotra, tafiotra, tsitoly, varatraza, variona

Anagrams 

Updated on 2023/03/19