|
|
|
|

Entry (1/4)1  angatra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Tsy fanaovana araka ny rariny fa manome tombony na hitsiny ny hafa tsy tokony homena, na tsy manome izay tokony homena; fizarana tsy marina; fitanilana ka misy tombo sy hala, misy omena be misy omena kely. (Tsy fampiasa amin' izao fa miaraka amin' ny tsy mandrakariva: Tsy angatra fa mahay kosa aloha ny zana-dRasoa e!) [1.1]
Explanations in English  4  partiality [1.2, 1.7]
5  unfair dealing, unfair judgement
6  also false praise, flattery. [1.2]
7  unfairness [1.7]
Explanations in French  8  partialité, préférences [1.8]
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
Compound words 

Entry (2/4)13  angatra
Part of speech  14  noun
Explanations in Malagasy  15  lolo, avelo, fanahy [Betsimisaraka] [1.78]
16  matoatoa na lolo [Tanala] [1.78]
17  Fisehoan' ny fanahin' ny olona maty -- na biby koa aza -- izay mihelohelo manodidina ny velona ary mety ho hitan' ny velona mihitsy aza, indrindra amin' ny tarehin' ny afo [1.1]
Explanations in English  18  spirit, ghost, demon. [1.2]
19  a ghost [1.7]
Explanations in French  20  ambiroa [Merina] [2.165]
21  fantôme [1.8]
Vocabulary  22  Religions, Beliefs
Derivatives 
23  Active verbs :
24  Passive verbs :
Compound words 
Proverbs  26  Proverbs containing the word angatra

Entry (3/4)27  angatra
Part of speech  28  noun
Explanations in Malagasy  29  Aretin' ny fantson' ny lalandrano amin' ny tenan' ny olombelona, izay vokatry ny mikraoba iray azo avy amin' ny fahalotoam-pitondran-tena [1.1]
30  karazan'aretina mifindra avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy [1.13]
Explanations in English  31  gonorrhea, dyschuria; occasional pain in micturation. [1.2]
32  gonorrhea [1.7]
Explanations in French  33  blennorragie [1.8, 1.54, 1.13]
Vocabulary  34  Health
Compound words 

Entry (4/4)37  angatra
Part of speech  38  adjective
Explanations in Malagasy  39  maivana [Taimoro] [1.78]

Anagrams  40  angatra, atranga

Updated on 2023/08/15