|
|
|
|

Entry1  akohofotsy
Elementary words  2  akoho, fotsy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.78] [Taifasy] angamaty (aretina)
5  [1.78] [Taimoro] farasisa
6  [1.78] [Tambahoaka] aretindratsy
7  [1.78] [Betsimisaraka] aretina mpahazo ny lehilahy na vehivavy (angatra)
8  [1.78] [Tanala] aretina amin'ny mahavehivavy na amin'ny filahiana - angatra (aretina)
9  [1.13] karazan'aretina mifindra avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy
Explanations in French  10  [1.78, 1.13] blennorragie
Vocabulary  11  Health
Analogs  12  ambaniana, angatra, famehy, farasisa, fiandry, fifia, vania
Compound words 

Anagrams  15 

Updated on 2025/01/21