Entry fiandry (andry)
Part of speech noun
English definition a reserve for emergencies [Hallanger 1973]
French definition ce qu'on attend, qu'on garde, la manière de garder [Abinal 1888]
 ce qui est tenu en réserve [Hallanger 1974]
Examples Hita ny mpifoka sigara nividy taratasin-tsigara, tsy hampiasaina fa hatao fiandry, ny maro anaka nanangona kahie nohidia am-bata. [Andraina: Mitaraina, page 195]
Compound words, titles, names 
Quotes 

Entry fiandry (andry)
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] angatra (aretina) [Rakotosaona 1972]
 Aretina mampivonto ny ankasarotana [Rajemisa 1985]
 karazan'aretina mifindra avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy [SLP: Voambolana]
English definition The chronic state of certain diseases; gonorrhea. The word is also used like antratra [Richardson 1885]
French definition blennorragie [SLP: Voambolana]
French definition  [Taisaka] blennorragie [Deschamps 1936]
Vocabulary 
Analogy  akohofotsy ~ ambaniana ~ angatra ~ famehy ~ farasisa ~ fifia ~ vania

Entry fiandry (andry)
Part of speech noun
English definition a large stone placed against the outside door of a tomb [Richardson 1885]

2015/02/24