|
|
|
|

Entry 1  miangatra
Root  2 angatra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Tsy manao araka ny rariny amin' ny fizarana tombon-tsoa na amin' ny fitsarana: Mahagaga fa misy ray aman-dreny miangatra amin' ny zanany sasany, ka manome azy ireo betsaka noho ny hafa, amin' ny fizaram-pananana [1.1]
Explanations in English  5 to show partiality, to be partial, to act or use unfairly, to praise falsely. [1.2]
6 to deal unfairly, to discriminate [1.7]
Explanations in French  7 faire des partialités, des préférences [1.3#45, 1.8]
Examples  8  Ny tantara tsy miangatra: [2.48#3]
9  miangatra raha milaza fa Ingahy Ramiandrisoa, olona mpanankarena, no irery nanararao-paty toy izany. [2.472#87]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Analogs  14  manao atody mafana ila, 15  manao loa-bary mitahy vady, 16  manao mizana tsindriana ila, 17  manao mpitsara be kibo, 18  manao zanaka anaty fo maharary, 19  manisy hodi-tsirany sy hodi-peny, 20  manisy tombo sy hala, 21  Mifidy tavan' olona
Combinations  22  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word miangatra
Proverbs  23  Proverbs containing that word

Anagrams  miangatra, 24 tarimanga

Updated on 2026/04/22