Entry | 1 anabavy |
Elementary words | 2 anaka, vavy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.10#A.499] Ny vehivavy izay iray tam-po amin' ny lehilahy. Tsy mba mandray ny tovona "mi" sy "mpi" toy ny anadahy/rahalahy/rahavavy izy. Ny hoe anabavy/anadahy/rahalahy/rahavavy amin' ny Malagasy dia tsy mba voafetra ho ny mpiray tam-po ihany. 5 [1.1] Vehivavy iray tampo amin' ny lehilahy iray: Namangy anay Ralay sy ny anabaviny ~ Rasoa no anaran' ny anabavin-dRabia |
Explanations in English |
6 [1.2] A man's sister. Used of women when men are speaking. See rahalahy 7 [1.26#13] A man has rahalahy and an anabavy 8 [1.7] The sister of a man |
Explanations in French |
9 [1.54] Soeur d'un frère 10 [1.8] La soeur d'un homme |
Examples |
11 Anabavin'Andriambelo izy [2.508#374] 12 Ataoko tenako fa vadiko, ho solon-dreny sy anabaviko. [2.928] 13 Izay taranaky ny anabavy rehetra, Iahy sy vavy, izany no Zana-behivavy. [2.245#30] 14 Olona osa kosa ny toy ireny, ka mandefona ivoho hoatra ny zanak' anabavy ratsy. [2.285#191] |
Vocabulary |
15 Relationships: family |
Morphology |
|
Analogs | 17 anadahy, rahalahy, rahavavy |
Compound words |
|
Proverbs | 21 Proverbs containing the word anabavy |
Anagrams | 22 anabavy, bavanay |
Updated on 2024/12/24 |