Entry akohovavy maneno (akoho, vavy, neno)
Part of speech expression
Malagasy definition enti-milaza ny vehivavy mahery loha ao an-tokantrano ka mitondra ny lahy amin' ny sangany; vehivavy avo vava miseho ho mpitarika ao an-tokantrano [Rajemisa 1985]
French translation c' est une poule qui chante : se disait des femmes qui portent culotte dans le m√©nage [Veyri√®res 1913]

Updated on 2020/07/31