Entry ainga
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fibatana, fialana. [1.1]
Explanations in English (root not much used) [1.2]
Explanations in French Action de soulever, de lever, d'aller charcher [1.3]
Derivatives 
 

Entry ainga
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tombon' isa omena mialoha, izany hoe ambony ampanga ankoatra ny loka [1.1]
Examples 
1Homeko ainga impito mandingana ise, fa andeha isika hifaninana hazakazaka [1.1]
2Hahavita asa soa tena ilaina ny Tetezamita raha manome ainga vao, na manavao mihitsy ny fifanakalozan-kevitra sosialy. [4.27]
Derivatives 
Synonyms inga

Entry ainga
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Hevitra mitombina iaingana [1.13]
Explanations in French Principe [1.13, 1.5]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : ainga, aingako, ainganao, aingany, aingantsika, ainganay, ainganareo, aingan', aingan-, aingam-
Synonyms tsangan-kevitra
Compound words 

Entry ainga
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Bezanozano] Mandeha
ainga haka rano: mantsaka
andao aingatsika: andeha isika [1.78]
Synonyms handeha

Anagrams 

Updated on 2023/08/11