Entry miainga (ainga)
Part of speech active verb
Malagasy definition (mitovy amin' ny Manainga) Miala amin' ny toerana iray ka mandeha: Amin' ny firy no hiainga ny fiaramanidina? [Rajemisa 1985]
English definition to rise up, to be elevated, to be raised up; to set out on a journey. [Richardson 1885]
Morphology 
miainga
niainga
hiainga
miaingà
Examples Eo amin' ny faran' ny tanàna avaratra no miainga ny lalana mankany. [Andraina: Mitaraina, page 198]

Entry miaingà (ainga)
Part of speech imperative of active verb miainga [list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

2013/04/11