| Entry (1/2) | 1 inga |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Tombony ambony ihany: Nahazo ingan' andro efatra taminay ianareo tamin' ny fe-potoana fialan-tsasatra farany tao
[1.1] |
| Explanations in English |
4 an extra number, overplus. A word used in games: Ananako inga iray (I have one more than you, I am one more than you)
[1.2] |
| Vocabulary | 5 Game |
| Synonyms | 6 ainga |
| Entry (2/2) | 7 inga |
| Part of speech | 8 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
9 Tsy ingako (Tsy avelako)
[Bara]
[1.78] |
| Synonyms | 10 ainga |
| Anagrams | 11 angy, 12 gina, inga |
| Updated on 2025/12/23 |
|