Entry adrisa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anarana ilazana ny vavy amin' ny karazam-balala iray, izay atao hoe aketa ny lahy; ny adrisa dia vaventiventy mahafinaritra ary misoratra vony sy mainty ny tenany [1.1]
Explanations in English A species of locust, the female of the aketa. [1.2]
Explanations in French Sauterelle, la femelle de l' aketa [1.3]
 Espèce de sauterelle femelle, dont le mâle est l' aketa [3.1]
Examples 
1ataonao ho adrisa saraky ny namany [2.131]
2Ho azony tokoa mantsy ilay akanjo tsara soratra nifantohan' ny fitiavany, sy ilay elo mangiran-taho novelariny, moa va tsy elatr' adrisa, - sy ilay habatanana maorimaorina antonina tsara ny sandriny. [2.470]
Vocabulary 
Compound words 
Zoonyms 
Hypernym valala
Co-hyponyms aketa, ambolo, ambolokely, ampongavato, dongara, fisanga, kijeja, koraika, mahaverizoky, ramijaingy, sompanga, tsikondry, tsimbaivay, tsimbatavata, tsimbolavola, tsimbotry, tsimpefe, tsindakana, tsindrano, tsingentana, tsipefe, zafinadrisa
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/04/26