Entry |
zazavavindrano
|
Elementary words | zazavavy ; rano |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Karazan' olon-dia tsara tarehy, hono, ka voalaza ho mipetraka amin' ny zohy any ambany rano na amin' ny zohy mivoaka avy anaty rano, ka mivelona amin' ny hazandrano manta [1.1]
|
Examples |
1 | Moa tsy zazavavindrano koa Ranoro vadin' Andriambodilova?
[2.5]
|
2 | Zazavavindrano niara-nonina tamin' ny voay hono ny reniny ary voafandrika ka nanambady olombelona teny an-tanety.
[2.508]
|
|
Vocabulary |
Hyponyms |
|
|
Entry |
Zazavavindrano
|
Elementary words | zazavavindrano |
Part of speech | name (book title)
|
Explanations in French | Roman en langue malgache publié en 1945 par Andriamalala Emilson Daniel
[1.59]
|
Author | Andriamalala Emilson Daniel, 1945 |
Publishings | 1972. Librairie Mixte. Width: 12cm. Height: 17cm. Pages: 143.
|
Vocabulary |
Tables and plates | All the titles
|
Illustrations |
|
|