|
|
|
|

Entry vady
Part of speech noun
 Ny iray amin' ireo olona roa (lahy sy vavy) mikambana araka ny fanambadiana: Lasa nandranto ny vadin-dRamatoa Rasoa. (Matetika, indrindra taloha, ny vehivavy voahataka, voatitra vodiondry, nampakarina no natao hoe vady, fa raha tsy vita araka ireo dia sakaiza, na ranitra, na vazo, na saingy, na tokantranomaso)
Mitovy hevitra: andefimandry ~ anjara ~ anjara tokantrano ~ namana ~ taolan-tehezana ~ tokantrano [1.1]
 A spouse [1.7]
 époux, épouse [1.3, 1.8]
Vocabulary 
Examples Izy mianaka angaha no vady aman-janakao? [2.4]
Derivatives 
Article 

Entry vady
Part of speech noun
 Ny singany amin' ny zavatra iray lomisy na iray aman' olona: Nankaiza ny vadin' ity kiraro ity?
Iray amin' ny zavatra fahita na fampiasa miaraka mandrakariva tahaka ny mifameno, toy ny savily sy ny lahintsavily
Mitovy hevitra: andefimandry ~ anjara ~ anjara tokantrano ~ namana ~ taolan-tehezana ~ tokantrano [1.1]
 One of a pair [1.7]
 Ce qui fait la paire, le pendant, mâle et femelle, se dit des animaux, des plantes, des outils, des choses qui se complètent l’une par l’autre, qui vont l’une avec l’autre, comme le gond avec la penture, la mortaise et le tenon [1.3]
 L'un d'une paire [1.8]
Derivatives 

Updated on 2023/06/05