| Entry | namana | ||||||
| Part of speech | noun | ||||||
| [Sihanaka, Tambahoaka, Tanala] vady [1.78] | |||||||
| [Tanala] andefimandry [1.78] | |||||||
| Olona miara-dava amin' ny tena noho ny fifankahazoan-tsaina sy fitovian-toetra: Namana tsy mahafoy an-dRabe Rakoto Ny olona manodidina anao na ny olombelona hafa rehetra: Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao Enti-milaza ny iray amin' ireo zavatra mandeha roa lalandava, na lomisy: Ny kofehy no naman' ny fanjaitra / Tsy hitako ny nalehan' ny naman' ity kiraro ity Mitovy, azo alahatra amy..., azo heverina ho toy ny...: Ny manafina zavatr' olona, hono, naman' ny mangalatra / Tonga tsy miarahaba naman' ny tezitra, lasa tsy manao veloma naman' ny sosotra [1.1] | |||||||
| A companion, a partner, a comrade, a neighbour. See sakaiza, havana. [1.2] | |||||||
| A companion, a neighbor; an accomplice; a thing that belongs with something else, as one of a pair [1.7] | |||||||
| Compagnon [1.3, 1.8] | |||||||
| Prochain, complice; ce qui fait la paire, ce qui va avec d’autres, ce qui est uni avec d'autres objets [1.3] | |||||||
| Voisin; comparse; une chose qui va avec une autre, comme l'un d'une paire, partenaire [1.8] | |||||||
| Examples |
| ||||||
| Entry | Namàna | ||||||
| Part of speech | name (biblical) | ||||||
| Naaman [2.996] | |||||||
| Naaman [2.996] | |||||||
| Vocabulary | |||||||
| Synonyms | Naamàna | ||||||
| Updated on 2022/04/17 |
|