|
|
|
|

Entry mpanambady (vady)
Part of speech noun
  [1.1]
 Celui qui est marié, les époux [1.3]
Vocabulary 
Examples 
1Noho izany, tonony mazava ny anaran' ny mpanambady. [2.346]
2Haverin' ny ankizy ho mpanambady indray isika roa e. [2.470]
3Nony vita ny sakafo dia niainga ny mpanambady sy ny vahiny namonjy ny fiangonan' i Lohomby. [2.356]

Updated on 2022/06/12