| Entry | fanambadiana (vady) | ||||||
| Part of speech | noun | ||||||
| [Tanala] Vady: Manaña fanambadiana hanañan'anaky fa ñ'ajaja no anañan'ila ko (n'ila no mandofo maty (manana vady hananan-janaka fa ny zaza no ananana olon-kanampy amin'izay mahatery) [1.78] | |||||||
| Fikambanan' ny lehilahy sy vehivavy mifanaiky hiara-kanorina tokantrano araka ny lalàna sy ny fomban-tany mba hahazo taranaka. (Amin' ny Malagasy, ny fanambadiana dia misy dingana efatra: ny fisehoana na fiantranoana, ny fangatahana, ny fanateram-bodiondry ary ny fampakarana) [1.1] | |||||||
| Marriage, the married state [1.7] | |||||||
| Mariage [1.3, 1.8] | |||||||
| L'action d'épouser, le motif [1.3] | |||||||
| La vie de ménage [1.8] | |||||||
| Examples |
| ||||||
| Morphology |
| ||||||
| Article | Randzavola: fanambadiana ao amin' ny Baiboly | ||||||
| Updated on 2023/07/11 |
|