| Entry | mitombo (tombo) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| [Taisaka] Mihalehibe; mihamaro [1.78] | |||||||||
| Mihalava, maroroka, mihalehibe: Mitombo dia mitombo ity zaza ity ~ Nitombo fahendrena izy Mihamaro, mihabe, mihabetsaka: Vetivety foana dia nitombo ny isan' ny mponina Mitatra, mandroso: Tsy mitsaha-mitombo ny varotr' io Rangahy io Misondrotra: Nitombo be ny rano hatramin' ilay orana farany tao Mihatsara: Izay tiana mitombo tarehy [1.1] | |||||||||
| To increase; to grow [1.7] | |||||||||
| Croître [1.8, 1.13] | |||||||||
| Augmenter [1.8] | |||||||||
| Pousser, grandir, se développer [1.13] | |||||||||
| Examples | Mitombo saina tokoa ny ankizy, mitombo fanahy, mitombo vatana koa, tsy azo lavina.
[2.470] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Derivatives |
| ||||||||
| Updated on 2023/10/20 |
|