| Entry | manitatra (itatra) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Manalehibe, manalalaka, manely: Nanitatra ny tranony Rabe fanitombo ny zanaka aman-jafiny ~ Mahay manitatra ny fanjakany io mpanjaka io Mampitombo na habe na habetsahana: Manitatra ny fahalalana ny vakiteny Mampitombo filaza: Olona roa no maty tamin' ilay lozam-piarakodia teo Antanimena natal nolazaln' ny gazety fa valo; loza ny gazety sasany raha hanitatra [1.1] | |||||||||
| élargir, agrandir, exagérer, étendre [1.13] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|