| Entry |
miitatra
(itatra)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Miely, mihanaka: Efa miitatra izao ny fiompiana kisoa Mitombo, mihalehibe; mihamalalaka: Miitatra ity akanjo ity rehefa misasa Mitombo, mihamatanjaka, mandroso: Miitatra ny sain' ny ankizy Miampy zavatra tsy tao: Miitatra tsy hita velively ny vaovao rehefa azon-dRamatoa io [1.1]
|
| | [ mitatra ] Mitombo habe [1.13]
|
| | [ mitatra ] Se dilater [1.13]
|
| Examples |
| 1 | Hitohy ihany izany zavatra izany, ary hiitatra aza
[2.472]
|
| 2 | Misoroka ny fahavoazana tsy hiitatra izany ary hamela azy hikambana
[2.424]
|
|
| Morphology |
| Present : |
miitatra |
| Past : |
niitatra |
| Future : |
hiitatra |
| Imperative : |
miitara |
|
| Other spellings |
|