|
|
|
|

Entry mifampitolona (tolona)
Part of speech active verb
 Mitovy hevitra: manao balahazo ~ miady ~ miambàkana ~ mifamatraka ~ mifamira ~ mifamofoka ~ mifampionkina ~ mifampitangazona ~ mifanakodia ~ mifanakorofoka ~ mifanala fihina ~ mifanao taingim-bozona ~ mifanao taribaniana ~ mifandaraboka ~ mifandatsa-boa ~ mifandrangotra ~ mifandray ~ mifandria-damba ~ mifandriro-bolo ~ mifandrirotra ~ mifandronjina ~ mifandrozona ~ mifanenda ~ mifanongana ~ mipaka [1.1]
 Se battre, se saisir avec les bras [1.3]
Synonyms mitolona

Entry mifampitoloña (toloña)
Part of speech active verb
  [Bezanozano] Mifamely [1.78]

Updated on 2013/11/07