| Entry | mitolona (tolona) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mibeda: Nitolona an' i Beva i Balita fa tsy nahalavo azy Manodidina ny sandry: Nitolona ilay vatankazo bontona Rakoto ka tsy nahafehy azy tao anaty sandriny Miady amin'ny..., manohitra, manoha: Tokony hitolona amin' ny fitiavan-tena voalohany indrindra isika [1.1] | |||||||||
| [Tambahoaka] Manao tolona [1.78] | |||||||||
| Examples | Mitolona amin' izany ireo solombavambahoakantsika any Frantsa.
[2.472] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Synonyms | mifampitolona | ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|