|
|
|
|

Entry tolona
Part of speech noun
  [Bezanozano, Tambahoaka] [ toloña ] Ady (lalao) [1.78]
 Fifampibedana hifandavo; fifandraisana hanao izay hampianjera ny andaniny: Anisan' ny kilatao henjankenjana ny tolona
Ady atao mba hahazoana zava-tsoa iray: Mitohy ny tolona momba ny fahafahana [1.1]
 Lutte [1.13]
Vocabulary 
Examples Tsy misy lehilahy sy vehivavy, hoy izy namarana ny teniny, amin' ny tolona ho famonjena ny firenena. [2.472]
Morphology 
Simple : tolona, toloko, tolonao, tolony, tolontsika, tolonay, tolonareo, tolon', tolon-, tolom-, tolo-
Derivatives 

Updated on 2017/04/03