| Entry | maneso (eso) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Manao tsinontsinona, manebaka, manatsizarizary: Tsy tsara ny maneso ny mahantra Mihomehy, mamazivazy, mananihany, manaraby: Tezitra ny mpampianatra fa nisy naneso azy, hono, ny iray tamin' ny mpianany [1.1] | |||||||||
| To scorn, to mock [1.7] | |||||||||
| Mépriser, se moquer de [1.8] | |||||||||
| Vocabulary | |||||||||
| Examples | ary ny hoe "mihomehy", dia tsy hafa noho ny hoe "maneso"
[1.38] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/05 |
|