| Entry | mandre (re) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mahalala fisiana feon-javatra iray amin' ny alalan' ny sofina: Tsy mandre na inona na inona ny sofiko fadonton' ny kininina Mahafantatra: Vao izao aho no nandre fa narary ny zanakao Mahatsiaro: Tsy mandre maharary rehefa mitsindrona amin' itỳ fanafody Teny mifandray hevitra (Mihaino): mitaino, manongilan-tsofina, mampandry sofina, mihaino vilana, mitaino ilany, tailam-pandrenesana Teny mifandray hevitra (Tsy mihaino): manentsin-tadiny, mamono sofina, manary sioka, manao henoy izany ry hazon-damosiko!, mafy sofina, mafy tadiny, lalodalovana, donto sofina, domelina, karenina, marenina [1.1] | |||||||||
| To hear; to perceive by hearing, touch, taste or smell [1.7] | |||||||||
| Entendre, apprendre, sentir [1.3] | |||||||||
| Entendre; apprendre; sentir par le toucher, le goût, ou l'odorat [1.8] | |||||||||
| Vocabulary | |||||||||
| Examples |
| ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Synonyms | mahare | ||||||||
| Updated on 2023/09/25 |
|