|
|
|
|

Entry manentsin-tadiny
Part of speech locution
Elementary words manentsina, tadiny
 Tsy mihaino na tsy miraharaha torohevitra na fananarana atao aminy [1.1]
 Manampin-tsofina, tsy mety mihaino na mody tsy mandre izay lazaina aminy [1.1]
 To stop one's ears, to refuse to listen [1.7]
 Se boucher les oreilles [1.8]
Examples 
1Izay manentsin-tadiny tsy hihaino ny lalàna [2.996]
2dia hanentsin-tadiny amin'ny marina izy ireo, fa hanongilan-tsofina amin'ny angano foana. [2.996]

Updated on 2023/10/02