| Entry | leo | ||||||
| Part of speech | adjective | ||||||
| Enti-milaza olona tsy tia zavatra iray, izay nihinanany betsaka loatra ka nahatonga azy tsy te hiherika azy intsony: Leom-boanjo aho izany Mamo: Leon-drongony ny anao lahy ka miteniteny foana [1.1] | |||||||
| Has had enough and too much; disgusted Drunk [1.7] | |||||||
| Qui en a assez; dégoûté [1.3] | |||||||
| Ivre [1.3] | |||||||
| Indisposé par un narcotique [1.3] | |||||||
| Qui n'en veut plus Assoupi, étourdi [1.3] | |||||||
| Morphology |
| ||||||
| Synonyms | leony | ||||||
| Entry | leo | ||||||
| Part of speech | adjective | ||||||
| (matetika tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny "tsy") Tanty, zaka, azo zakaina, azo leferina: Tsy leoko ny ataonao ka handeha aho Azo toherina, resy: Tsy leon' ny vato ny riaka [1.1] | |||||||
| Equalled, matched, overcome [1.2] | |||||||
| Borne, sustained [1.2, 1.7] | |||||||
| Supportable, à quoi on peut résister, qu'on peut surmonter ou vaincre: ~ Tsy leoko ny ataonareo (Je ne puis supporter ce que vous faites) ~ Tsy leoko ny herin' ny hainandro (Je ne puis supporter la violence du soleil) [1.3] | |||||||
| Supporté [1.8] | |||||||
| Derivatives |
| ||||||
| Entry | leo | ||||||
| Part of speech | noun | ||||||
| [Bara, Tanosy] laona [1.78] | |||||||
| Entry | leo | ||||||
| Part of speech | adverb | ||||||
| [Provincial] To-day [1.2] | |||||||
| Vocabulary | |||||||
| Updated on 2025/08/09 |
|