| Entry | afa-po | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | afaka, fo | |
| Manana ny zavatra rehetra ilaina: Misaotra indrindra, tompoko, fa afa-po ny zanako eto momba ny fianarana Leo, tsy mahazaka intsony: Veromanga nifandray tendrroe: ianareo soa, izahay tsara; ianareo tsy tia, izahay afa-po. (Hainteny) Miaiky fa tsy mahita, amin' ny fangalam-piery [1.1] | ||
| Satisfied [1.2, 1.7] | ||
| Satiated; disheartened, discouraged; to be free from painful regrets after having exerted one's self to the utmost in the unsuccessful pursuit of an object. See ala fo. [1.2] | ||
| Satisfait [1.8, 1.13] | ||
| Rassasié [1.8] | ||
| Assouvi [1.13] | ||
| Examples | Tahaka ny afapo ery izy ireo amin' ny fahitany ny vola tahiriny.
[2.470] | |
| Updated on 2024/08/13 |
|