| Entry |
mahaleo
(leo)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Manan-kery hahatohitra, afaka handresy:
Tsy mahaleo azy aho ka hany heriko mangina Mahavita, afaka hisahana, hikarakara:
Mahaleo tsara ny fitondrana ny ankizy ilay mpampianatra vaovao Mahatanty, mahazaka:
Olona tsy mba mahaleo ny esoeso sy ny fanarabiana izy [1.1]
|
| | To equal, to match, to parallel, to manage [1.2]
|
| | Avoir assez de force pour vaincre, pour résister, pour exécuter.
Tsy mahaleo azy hianao (Vous ne sauriez l'emporter sur lui) ~
Mahaleo tsara ny fitondrana ireo ankizy kamboty ireo izy (Il est dévoué pour s'occuper de ces orphelins) ~
Mahaleo ny fahoriana izy (Il sait supporter le malheur) [1.3]
|
| | To be able to support; to be able to overcome [1.7]
|
| | être capable de vaincre; être capable de supporter [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Ny voky tsy mahaleo ny tsaroana!
[2.296]
|
| 2 | Mamely mafy azy aho, ka tsy mahaleo izy;
[2.996]
|
| 3 | Tsy zaza miankina fa lehilahy mahaleo-tena no tiany.
[2.285]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mahaleo |
| Past : |
nahaleo |
| Future : |
hahaleo |
| Imperative : |
mahaleova |
|
|
| Entry |
Mahaleo
(leo)
|
| Part of speech | name (anthroponym)
|
| | Music band formed in 1972 by seven musicians:
Dama, Dadah, Bekoto, Fafa, Nono, Charles, Raoul. [3.1]
|
/m:web>
| Vocabulary |
| Web | Mahaleo: un film de Paes et Rajaonarivelo
|
| Illustrations |
|
|