|
|
|
|

Entry kiady
Part of speech noun
 Hazo lava misy baraka navoromborona natsangana amin' ny tany efa an' ny tena na tiana hofaritana ho an' ny tena, na hiarova na mba tsy hodiavina na hakana an-keriny ny vokatra maniry ao: Tany vita kiady ny ahy io ka tandremo
Aro: Ianao no kiadinay eto antanàna.
Mitovy hevitra: avara-pianarana ~ endrika ~ felatana-mangaika ny rantsana ~ kintana telonohorefy ~ kitro ifaharana ~ olomanga ~ rehareha ~ sanga ~ tabiha ~ tatamo ravaky ny farihy ~ tolà-miadidy ~ trafo lelafin-ko mandina ~ trafo nasondrotry ny nofo ~ varavara-miandraikitra ~ varivary andrian' ny tafo ~ vato nasondrotry ny tany ~ voara endriky ny saha ~ voninahitra ~ vovonana iadian' ny lohany [1.1]
 A pole with a tuft of grass used to mark property rights [1.7]
 Perche surmontée d'une touffe de paille et qui sert à marquer la possesion, l'interdit [1.8]
Other spellings 
Illustrations 

Entry kiady
Part of speech noun
 A Boy Scout (government-sponsored); cf. skoto, tily [1.7]
 éclaireur (laic); cf. skoto, tily [1.8]

Updated on 2023/10/29