|
|
|
|

Entry felatana-mangaika ny rantsana
Part of speech locution
Elementary words felatanana, mangaika, rantsana
 Enti-milaza ny olona tonian-draharaha izay mampitambatra ny maro amin' ny fiaraha-miasa [1.1]

Updated on 2023/08/07