| Entry |
olo-manga
|
| Part of speech | locution
|
| Elementary words | olona,
manga |
| | Olona mendrika amin' ny hatsaran-toetra sy fahaizana ireharehan' ny firenena; olona mendrika manan-tombo amin' ny fahaizana, hatsaran-toetra, fikarohana ny hahasoa ny vahoaka [1.1]
|
| | A famous or notable person [1.7]
|
| | Un chéri, un favori Réfractaire à la vérole, à la vaccine, qui n'est pas malade quand tout le monde l'est [1.3]
|
| | Personnage marquant, renommé [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Na dia efa notsofin' Ikaky rano aza ny hivadiantsika, tsy lany olomanga tsy akory i Menabe!
[2.528]
|
| 2 | Fotoana fohy taorian' ny nandraisany ny asa dia lasa tale jeneralin' ny Minisitry ny Vola Paul Longuet Rajaobelina Prosper fa nilana olomanga ny firenena.
[2.356]
|
|
|