| Entry | kely | ||
| Part of speech | adjective | ||
| Tsy lehibe, madinika: Trano kely no ipetrahanay Tsy be, vitsy, tsy firy: Kely ny isan' ny mpianatra tonga Manify, mezaka: Kely ny vahan' io olona io Fohy zeny: Lazain' ny mpitantara fa olona kely, hono izany vazimba izany. [1.1] | |||
| Little, small [1.7] | |||
| Petit, peu [1.8] | |||
| Examples | Manampy anay amin’ ny varotra kelinay ao izy, rahefa nahavita izay mba vitany tamin’ ny fianarana.
[2.4] | ||
| Morphology |
| ||
| Derivatives |
| ||
| Updated on 2023/05/16 |
|