|
|
|
|

Entry tsikelikely (kely)
Part of speech adverb [Full list]
 Miandalandalana: Mampihena tsikelikely ny hafanan' ny marary ity fanafody ity [1.1]
Examples 
1Tamin'izay fotoana izay tokoa vao niverina tsikelikely taminy ny ainy [2.470]
2Nihanazava tsikelikely ny andro, dia maty koa ny afon-tseranan'i Toamasina [2.471]
3Nangina tsikelikely ny raipitra gasy [2.472]
Synonyms andalandalana

Updated on 2023/01/20