| Entry |
fefy
|
| Part of speech | noun
|
| | Vala fiarovana sy fisakanana, fetra tsy azo ihoarana: Misy fefy ny tokotaninay ka tsy misy alika afaka miditriditra ao
[1.1]
|
| | A fence, a wall, a hedge, an enclosure, a defence. fefy vato: a stone wall [1.2]
|
| | A fence, an enclosure [1.7]
|
| | Clôture, haie [1.8]
|
| | (toute l'île : haie vive, mais aussi palissade, clôture, tout ce qui sert de défense).
Nom des plantes utilisées à faire des haies, surtout lors qu'elles sont épineuses, défensives.
On dit : tokony hamefy ny tanimbolinao ianao : « Vous devriez entourer d'une haie défensive votre jardin potager » [1.196]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Ho voasazy ve izay mihoa-pefy?
[4.27]
|
| 2 | Tsy mateza loatra anefa ny fefy hazo.
[2.117]
|
| 3 | Rindrina tsy misy hirigirika no fefy manodidina ny fiainako.
[2.529]
|
| 4 | Mitsangana manatrika ny fefy vy mampisaraka azy amin' ny mpiasa izy ireo.
[2.470]
|
|
| Morphology |
| Simple : |
fefy,
fefiko,
fefinao,
fefiny,
fefintsika,
fefinay,
fefinareo,
fefin',
fefin-,
fefim- |
| Prefixed : |
-pefy,
-pefiko,
-pefinao,
-pefiny,
-pefintsika,
-pefinay,
-pefinareo,
-pefin',
-pefin-,
-pefim- |
|
| Derivatives |
|
| Entry |
fefy
|
| Part of speech | noun
|
| | Omby vonoina rehefa avy mandevina [1.1]
|
| | The name given to the beef distributed at the ceremony of the afana, usually called henampefy. [1.2]
|
| Morphology |
| Simple : |
fefy,
fefiko,
fefinao,
fefiny,
fefintsika,
fefinay,
fefinareo,
fefin',
fefin-,
fefim- |
| Prefixed : |
-pefy,
-pefiko,
-pefinao,
-pefiny,
-pefintsika,
-pefinay,
-pefinareo,
-pefin',
-pefin-,
-pefim- |
|
| Derivatives |
| Synonyms | |
|