|
|
|
|

Entry famefena (fefy)
Part of speech noun
 Fanasiana fefy, vala, zavatra miaro manodidina: Ny famefena na tanimboly ihany no tsy idiran' ny akoho sy na biby hafa ao [1.1]

Updated on 2023/01/20