| Entry | manda | ||||||||
| Part of speech | noun | ||||||||
| Rindrim-bato na rindrim-by, na tamboho avo tsotra, manodidina toerana iray tiana harovana amin' ny fahavalo: Tsy laitra nanihina ilay manda Olona mpiaro: Izy no mandan' ny madinika [1.1] | |||||||||
| Fortification, rempart Protecteur [1.3] | |||||||||
| Examples |
| ||||||||
| Derivatives |
| ||||||||
| Entry | mandà (la) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| [Taisaka] Tsy manaiky [1.78] | |||||||||
| Milaza mafy fa tsy marina; tsy manaiky fa marina; mitsipaka zavatra iray izay lazaina fa diso: Mandà izany fanombotombohanao ahy izany aho Tsy mandray: Mandà ny fahagagana izy Milaza ampahibemaso fa tsy mankasitraka: Izaho manda an' i Satana Mivadika: Mandà ny teny napetrany izy. [1.1] | |||||||||
| (matoanteny transitifa, endrika aktiva) Tsy afaka NANDA izy, fa tsy azo NOLAVINA mihitsy ny porofo [1.10] | |||||||||
| Milaza mafy fa tsy marina; tsy manaiky fa marina;
mitsipaka zavatra iray izay lazaina fa diso:
mandà izany fanombotombohanao ahy izany aho Tsy mandray: mandà ny fahagagana izy Milaza ampahibemaso fa tsy mankasitraka: izaho mandà any Satana Mivadika: mandà ny teny napetrany izy [1.1] | |||||||||
| To refuse; to deny [1.2, 1.7] | |||||||||
| To reject [1.2] | |||||||||
| Refuser [1.3, 1.5, 1.8, 1.6, 1.14] | |||||||||
| Nier [1.3, 1.5, 1.8, 1.6] | |||||||||
| Désapprouver, renier, rejeter, méconnaître. Nanda ny teny napetrany izy: il a renié ses promesses. Nanda ny rainy aman-dreniny izy: il a rejeté ses parents [1.3] | |||||||||
| Negare.
Nanontany aho raha izy ni nilaza izany, dia nanda izy:
io ho domandato se egli avesse detto cio, ma ha negato Rifiutare. Nangataka fanampiana taminy izahay fa nanda izy: noi gli abbiano chiesto aiuto ma egli ha rifiutato [1.18] | |||||||||
| Examples | Manda famaizana ny mpanota;
[2.996] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/09/08 |
|