| Entry | eso | |
| Part of speech | noun | |
| Fanaovana tsinontsinona, fanamavoana: Tsy tantiko ny eson' ny mpanankarena ka aleoko mitokantokana atỳ ambanivohitra Fanarabiana, famazivaziana, dokadoka hamazivaziana, ihomehezana: Isaky ny mandalo ilay mandringa dia matin' ny eson' ny zanakao amin' ny farahehy [1.1] | ||
| Scorn, mockery [1.7] | ||
| Mépris, moquerie, raillerie [1.3] | ||
| Vocabulary | ||
| Examples | Niala teny amin' ny endriny ny eso, fa toa nanganohano aza no fijeriko ny tavany.
[2.471] | |
| Derivatives |
| |
| Updated on 2023/10/20 |
|