|
|
|
|

Entry tebaka
Part of speech noun
 Eso, fanaratsiana, fanakianana noho ny hasosorana na ny tsy fifankahazoana
Fanaovana tsinontsinona, fanatsizarizariana, famotsifotsiana, faniratsirana. [1.1]
Derivatives 

Updated on 2017/04/03