| Entry | vosobosotra (vosotra) | |
| Part of speech | noun | |
| Teny na zavatra atao hihomehezana, vazivazy, kivazivazy, somonga:
Mba olona tia vosotra koa Rangahy iny! Famazivaziana, hanihany, haraby [1.1] | ||
| A joke, a jest [1.2] | ||
| [duplicatif diminitif] [1.3] | ||
| Examples | Ny tononkalo soratany dia mazàna no mifono ventin-kevitra, ary misy aza manan-tarehina hatsikana na vosobosotra nefa nokendreny hanome anatra màhasoa
[2.314] | |
| Synonyms | vosotra | |
| Updated on 2024/06/04 |
|