| Entry |
zazavavindrano
|
| Part of speech | noun
|
| Elementary words | zaza,
vavy,
rano |
| | Karazan' olon-dia tsara tarehy, hono, ka voalaza ho mipetraka amin' ny zohy any ambany rano na amin' ny zohy mivoaka avy anaty rano, ka mivelona amin' ny hazandrano manta [1.1]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Moa tsy zazavavindrano koa Ranoro vadin' Andriambodilova?
[2.5]
|
| 2 | Zazavavindrano niara-nonina tamin' ny voay hono ny reniny ary voafandrika ka nanambady olombelona teny an-tanety.
[2.508]
|
|
|
| Entry |
Zazavavindrano
|
| Part of speech | name (book title)
|
| | Roman en langue malgache publié en 1945 par Andriamalala Emilson Daniel
[1.59]
|
| Author | Andriamalala Emilson Daniel, 1945 |
| Publishings | 1972. Librairie Mixte. Width: 12cm. Height: 17cm. Pages: 143.
|
| Vocabulary |
| Tables and plates | All the titles
|
| Illustrations |
|
|