| Entry |
rano
|
| Part of speech | noun
|
| | Zavatra mikoriana izay tsy manana bika ho azy, fa maka ny bikan' ny fitoerana asana azy na ny toerana misy azy ihany, tsy misy lokony na tsirony, ary atao fisotro, fanasana zavatra ary fidiovana [1.1]
|
| | Water [Mal. Ayer; Jav. Koki, and Toyan rano; Caroline Islands rao; Ceram arr; New. Heb. Ôna; Menadu and Port Morseby ranu.] [1.2]
|
| | Water; liquid [1.7]
|
| | Eau [1.8, 1.196]
|
| | Liquide [1.8]
|
| | [Sakalava-Mayotte]
Eau [1.405]
|
| Examples |
| 1 | Niroboka tao anaty rano izy ireo;
[2.324]
|
| 2 | Misotro rano dikain' ny gisa anie!
[2.69]
|
| 3 | Nalahatra tsara niamboho rano ireo
[2.576]
|
| 4 | Jereo iry botry am-povoan-drano iry!
[2.442]
|
| 5 | ny lakana no manjaka ambonin'ny rano inona no manjaka ambonin'ny tany?
[2.131]
|
| 6 | Tsy mahita intsony ny masoko ditsoky ny rano
[2.471]
|
| 7 | Tsy nangataka rano hosotroina intsony koa izy
[2.470]
|
| 8 | Rano mangatsiaka izany, hoy ilay namany nandika
[2.472]
|
|
| Morphology |
| Simple : |
rano,
ranoko,
ranonao,
ranony,
ranontsika,
ranonay,
ranonareo,
ranon',
ranon-,
ranom- |
| Prefixed : |
-drano,
-dranoko,
-dranonao,
-dranony,
-dranontsika,
-dranonay,
-dranonareo,
-dranon',
-dranon-,
-dranom- |
|
| Article |
|
| Entry |
rano
|
| Part of speech | noun
|
| | La sève qui s'écoule des arbres.
On dit aussi ranon-kazo (littéralement : eau des arbres).
Mais cette expression a changé de sens.
Autrefois elle s'appliquait aux teintures préparées à partir des bois colorants : bois de campêche, bois de rose,
nato, etc.
La sève de certaines plantes reçoit un nom spécial quand elle a des emplois particuliers.
Par exemple :
ranon' akondro : sève obtenue du Bananier.
[1.196]
|
| Vocabulary |
|
| Entry |
rano
|
| Part of speech | noun
|
| | A child that dies under two years of age [1.2]
|
|
| Entry |
rano
|
| Part of speech | noun
|
| | A disease supposed to arise from water [1.2]
|
| Vocabulary |
|
| Entry |
rano
|
| Part of speech | adjective
|
| | Soft, delicate; liquid; very sharp; suffused with perspiration [1.2]
|
|
| Entry |
raño
|
| Part of speech | noun
|
| | [Taisaka]
sakaiza
[1.78]
|
|