|
|
|
|

Entry zaza
Part of speech noun
 Ankizy mbola kely tsy tonga taona: Tsy dia azo omen-tsiny loatra ny zaza
Tsy mato-tsaina, tsy mieritreritra, manao fanahinjaza: Ny vatany fotsiny no lehibe fa mbola zaza raha Ikoto [1.1]
 A child [1.7]
 Enfant [1.8]
  [Sakalava-Mayotte] Enfant [1.405]
Examples 
1Nanahirana indray anefa io zaza io. [2.472]
2Zaza efatra no milalao tsy lavitra azy eo. [2.470]
Morphology 
Simple : zaza, zazako, zazanao, zazany, zazantsika, zazanay, zazanareo, zazan', zazan-, zazam-
Prefixed : -jaza, -jazako, -jazanao, -jazany, -jazantsika, -jazanay, -jazanareo, -jazan', -jazan-, -jazam-
Derivatives 

Entry Zaza
Part of speech name (biblical) [Full list]
 Zaza, Ziza [2.996]
  Randzavola: NNN amin' ny Baiboly [1.38]
 Zaza [2.996]
 Zaza [2.996]
Vocabulary 
Other spellings 

Updated on 2023/06/26