|
|
|
|

Entry zara
Part of speech noun
 Zavatra efa voatendry ho an-tena, anjara, tantana: Ity ny zara fihinananareo
Fitantanana: Aza manao zara vilana ~ Efa vita ve ny zara varin' ny marary?
Vintana tsara, hasambarana: Zara ho azy ny fahombiazany tamin' ny fanadinana [1.1]
 A lot, a share
A division. [Vocabulary: ] [1.7]
 Part, lot; partage [1.8]
 Division, quotient. [Vocabulary: ] [1.13]
Examples 
1Tsy mba lany zara ny zaza, Re lahy! [2.69]
2Farany, lany zara ny refin' ilay lamba gorany iray. [2.472]
Derivatives 

Entry Zara
Part of speech name (biblical) [Full list]
 Zara [2.996]
 Zerah [2.996]
 Zérah [2.996]
Vocabulary 
Examples Joda niteraka an'i Faresa sy Zara tamin'i Tamara; [2.996]
Synonyms Zera
Article 

Updated on 2023/06/15