|
|
|
|

Entry izarana (zara)
Part of speech relative verb
  [1.3]
Examples 
1Izay andia tsy tsara fiasa dia izarana vely karavasy rehefa miverina. [2.472]
2Rehefa avy nosora-menaka ny zaza, dia izarana tantely ka tsy maintsy samy nilela-molotra daholo: faly nosora-menaka. [2.245]
Morphology 
Present : izarana, izarako, izaranao, izarany, izarantsika, izaranay, izaranareo, izaran', izaran-, izaram-, izara-
Past : nizarana, nizarako, nizaranao, nizarany, nizarantsika, nizaranay, nizaranareo, nizaran', nizaran-, nizaram-, nizara-
Future : hizarana, hizarako, hizaranao, hizarany, hizarantsika, hizaranay, hizaranareo, hizaran', hizaran-, hizaram-, hizara-
Imperative : izarao

Entry izarana
Part of speech noun
  [Tankarana] Cimetière des ministres sakalava [1.19]

Updated on 2023/01/20