| Entry | tsinjara (zara) | |
| Part of speech | noun | |
| Fizarana zavatra hitsitokotoko, fizarana zavatra efa voasaratsaraka Fivarotan-javatra mitsipotinka fa tsy ambongadiny [1.1] | ||
| Action de détailler, de partager en lot [1.5] | ||
| Examples | Sorena moa izany, sady vita teo koa ny karenjy, fa niverenana indray ny tsinjara siramamy sy ny fatra solitany.
[2.4] | |
| Derivatives |
| |
| Updated on 2023/07/08 |
|