| Entry | faladia | |
| Part of speech | noun | |
| Ny fanambanin' ny tongotra izay mandia tany [1.1] | ||
| The sole of the foot. Compare felatanana [1.2] | ||
| The sole of the foot or of a shoe [1.7] | ||
| Semelle du pied ou d'un soulier [1.8] | ||
| Examples | Tsy niresaka izy roa lahy teny an-dalana, ary nanao kiraro faladia fingotra, ka izany no tsy naharenesako azy.
[2.4] | |
| Updated on 2023/06/07 |
|