| Entry | vorondolo | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Elementary words | vorona, lolo | ||||
| Vorona anisan' ny antsoina hoe tsy sahy andro; be maso, be vola, misy sangany kely ny vorondolo; noho izy mpivoaka amin' ny alina, dia malaza ho voron' ny mpamosavy izy; tsara ho fantatra anefa fa anisan' ny vorona mahasoa izy noho ny fihazany ny voalavo, totozy sy ny namany (iray fianakaviana amin' ny vorondolo ny tararaka sy ny matoriandro) [1.1] | |||||
| An owl [1.7] | |||||
| Hibou [1.54, 2.415, 1.8] | |||||
| Vocabulary | |||||
| Examples |
| ||||
| Article | Randzavola: vorondolo ao amin' ny Baiboly | ||||
| Entry | vorondolo | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Se disait des gens qui sortent la nuit ; des paresseux qui vont voler, la nuit [2.415] | |||||
| Entry | Vorondolo | ||||
| Part of speech | name (toponym) | ||||
| Vocabulary | |||||
| Coordinates | -21.25, 47.35 | ||||
| Toponymy | vorona#mg.n, lolo#mg.n | ||||
| Updated on 2025/10/11 |
|