| Entry | vorona | |
| Part of speech | noun | |
| Anarana itambarana iantsoana ireo karazam-biby manidina misy elany roa solon' ny tongony anoloana, ka roa ihany ny tongony ary rakotra vola manokana -- izay nantsoina indrindra hoe: volom-borona -- ny tenany; manatody izy fa tsy miteraka. [1.1] | ||
| A bird, esp. waterfowl [1.7] | ||
| Oiseau [1.54, 1.8, 1.13] | ||
| Vocabulary | ~ | |
| Examples | Eny andrefan-tranonay misy vorona roa mangamanga [2.131] | |
| Updated on 2023/06/03 |
|