|
|
|
|

Entry voretra (retra)
Part of speech adjective
 Tsy mahavatra mikarakara na manadio ny tenany sy izay mikasika azy, ka maloto maharikoriko lalandava [1.1]
 Dirty, untidy; clumsy [1.2, 1.7]
 Inactive [1.2]
 Sale [1.3, 1.8]
 Malpropre; lourd, paresseux, indolent [1.3]
 En désordre; débraillé [1.8]
Examples Ary ny tena tsy rariny dia ny nanenjehana azy ho voretra, nefa ny toby nonenany tsy nisy afa-tsy paompy vitsivitsy. [1.369]
Derivatives 
Synonyms kalaina ~ kisinina ~ vorery ~ tongovorery ~ tsy mahava-tena ~ benamboka ~ betsinamboka ~ vazina ~ misavoritaka ~ mikorontana ~ mikondendina ~ mikondendy ~ misafotofoto ~ misampotina ~ mikoretika ~ misavorovoro ~ mikorandendina ~ misaritaka ~ misafotaka ~ mitavona ~ misomotaka ~ safotetaka

Entry voretra
Part of speech noun
 (de mamoretra : avoir des fruits en grappes serrées). Nom donné à plusieurs arbres dont les fruits présentent cette disposition. Surtout :
  • (Merina, Sihanaka) Micronychia taratana (Baker) Capuron Ined. et Micronychia tsiramiramy H.Perrier variété parviflora Capuron Ined. (Anacardiaceae)
  • (Betsimisaraka) Micronychia acuminata Randrian. (Anacardiaceae) ; Petits arbres à feuilles très odoriférantes quand on les froisse. On leur attribue des propriétés cordiales, excitantes. Les fruits bien que non toxiques, sont immangeables, du fait de leur très forte odeur de térébenthine.
[1.196]
Vocabulary 
Scientific name Micronychia acuminata

Updated on 2019/09/25